Ny serivisynay

Vahaolana digitaly feno ho an'ny fitomboan'ny orinasanao

01 · Serivisy

Artificial Intelligence

Manampy orinasa hampiasa AI mba hanatsara ny fandraisana fanapahan-kevitra, hanautomate ny asa ary hanampy ny mpanjifa 24/7.

Tombontsoa

  • Fanatsarana ny fandraisana fanapahan-kevitra amin'ny angon-drakitra
  • Fanautomate ny asa miverimberina
  • Chatbot sy fanampiana mpanjifa 24/7
  • Fampihenana ny sarany operasiona

Fomba fiasa

Audit → Drafitra AI → Fanatanterahana → Fanaraha-maso sy fanatsarana

Mangataha Audit Digital Maimaim-poana
Artificial Intelligence
02 · Serivisy

Automation

Manautomate ny fomba fiasa mba hamonjy fotoana, hampihena ny lesoka ary hampifantoka ny ekipanao amin'ny asa manan-danja.

Tombontsoa

  • Famonjena ora 10-30 isan-kerinandro
  • Fampihenana ny lesoka amin'ny asa manual
  • Fifandraisana mpanjifa mandeha ho azy
  • Fifandraisana milina miasa tsara

Fomba fiasa

Fanadihadiana → Famolavolana → Fanefena → Fanaraha-maso

Mangataha Audit Digital Maimaim-poana
Automation
03 · Serivisy

Fananganana Tranokala

Manamboatra tranokala maoderina, haingana ary SEO-optimized izay mahasarika mpanjifa vaovao sy mampitombo ny varotra.

Tombontsoa

  • Tranokala haingana sy responsive
  • SEO ho an'ny Google
  • Famolavolana premium
  • Fampidirana lead generation

Fomba fiasa

Drafitra → Design → Development → Launch & SEO

Mangataha Audit Digital Maimaim-poana
Fananganana Tranokala
04 · Serivisy

Marketing Digital

Manangana kampani marketing izay mahasarika mpanjifa vaovao sy mampitombo ny ROI amin'ny Google, Facebook ary Instagram.

Tombontsoa

  • Fampitombo ny fahitana en ligne
  • Lead generation voafehy
  • Analytics sy fanaraha-maso
  • ROI azo tsapain-tanana

Fomba fiasa

Stratégie → Kampani → Optimisation → Rapport

Mangataha Audit Digital Maimaim-poana
Marketing Digital
05 · Serivisy

Social Media

Manangana fitokisana sy fitomboan'ny mpanaraka amin'ny Facebook, Instagram ary TikTok mifanaraka amin'ny marika.

Tombontsoa

  • Fitomboan'ny mpanaraka sy ny fitokisana
  • Votoaty mahasarika
  • Fitantanana sy fanaraha-maso
  • Fifandraisana mpanjifa

Fomba fiasa

Audit → Stratégie → Votoaty → Fanaraha-maso

Mangataha Audit Digital Maimaim-poana
Social Media
06 · Serivisy

Identité de Marque

Manangana marika matanjaka sy mahasarika izay mampiavaka anao amin'ny mpifaninana.

Tombontsoa

  • Logo sy identité visuelle
  • Tongotra marika matanjaka
  • Fampifanarana amin'ny alalan'ny sehatra rehetra
  • Fahatsapana premium

Fomba fiasa

Recherche → Concept → Design → Guide de marque

Mangataha Audit Digital Maimaim-poana
Identité de Marque
07 · Serivisy

Lead Generation

Manangana rafitra mahazo mpanjifa vaovao mandeha ho azy amin'ny alalan'ny tranokala, ads ary funnels.

Tombontsoa

  • Mpanjifa vaovao isan'andro
  • Funnels voafehy
  • Qualification automatique
  • ROI azo tsapain-tanana

Fomba fiasa

Audit → Funnel → Kampani → Optimisation

Mangataha Audit Digital Maimaim-poana
Lead Generation
08 · Serivisy

Business Consulting

Manome torohevitra stratejika mba hanampy anao handray fanapahan-kevitra ara-digitaly marina sy hampitombo ny fitomboana.

Tombontsoa

  • Torohevitra manokana
  • Drafitra digitaly
  • Fanombanana ROI
  • Accompagnement

Fomba fiasa

Diagnostic → Stratégie → Plan d'action → Suivi

Mangataha Audit Digital Maimaim-poana
Business Consulting
09 · Serivisy

Digitalisation Business

Manampy orinasa mandeha amin'ny taratasy hihavian'ny digitaly tanteraka: ERP, CRM, cloud ary workflow.

Tombontsoa

  • Fomba fiasa maoderina
  • Fampihenana ny taratasy
  • Fifandraisana milina
  • Scalabilité

Fomba fiasa

Audit → Roadmap → Migration → Formation

Mangataha Audit Digital Maimaim-poana
Digitalisation Business

Mahazoa Fifampidinihana AI Maimaim-poana

Vahaolana digitaly feno ho an'ny fitomboan'ny orinasanao

Mangataha Audit Digital Maimaim-poana